elatra
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
elatra
- Anarana iray iantsoana ny karatra 'trèfle' amin' ny kilalao karatra, na koa ilay karatra tsy nanana teo am-pilalaovana.
- Vorona fohy elatra ny akoho.
- Faritra amin' ny vatan' ny vorona, toy ny sandry, ampiasainy amin' ny fanidinana rehefa akopakopany mba hikapoka ny rivotra.
- Mielatra ny lamba rehefa sokafana.
- Ny fomba filaza ny fisokafan' ny lamba sy ny fikombonany indray.
- Ny elatra no karatra kely amin' ny lalao sasany.
Latina
[Ovay]
Bika matoanteny
elatra
- mpandray anjara faharoa singiolary ny filaza mandidy ankehitriny ny matoanteny elatro
Fanononana
[Ovay]- (Classical Latin) AAI(lakile): [eːˈɫaː.traː]
- (modern Italianate Ecclesiastical) AAI(lakile): [eˈlaː.t̪ra]
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy elatra tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)