Hankany amin'ny vontoatiny

Pyrus

Avy amin'i Wikipedia
Image
Poara

Ny Pyrus dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rosaceae, izay mamokatra voa azo hanina mitovitovy amin' ny paoma, atao hoe poara. Karazana poara maro no ambolena hahazoana ny voany sy ny ranom-boany, fa ny hafa kosa ambolena noho ny voniny atao haingo.

Ny poara dia hazo salasalany na madinika amin' ny ankapobeny, na dia misy aza ny hazobotry. Maniry any amin' ny faritra manana toetany antonony izy ireo, izay teratany any Azia ary miparitaka manerana an' i Eorôpa sy any amin' ny tendrombohitra any Afrika Avaratra. Ny hazo avy amin' ny poara dia tian' ny olona indrindra amin' ny fanamboarana zavamaneno tsofina sy fanaka vita amin' ny hazo avo lenta.

Ovan-karazana poara 3 000 eo ho eo no ambolena eran-tany, samy hafa ny endriny sy ny tsirony. Tamin' ny taona 2024, nahatratra 28 tapitrisa taonina teo ho eo ny famokarana voam-poara maneran-tany, ka i Sina no mitana ny laharana voalohany tamin' ny 76 % amin' ny fitambarany. Ny voany dia hanina vaovao na am-bifotsy na amin' ny endrika ranom-boankazo, na nohamainina, na naotrika ho masa zavapisotro misy alikôla.

Image
Pyrus communis

Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny araka ny Plants of the World Online (POWO) (22 Janoary 2024):

  • Pyrus acutiserrata Gladkova
  • Pyrus armeniacifolia T.T.Yu
  • Pyrus asiae-mediae (Popov) Maleev
  • Pyrus austriaca A.Kern.
  • Pyrus ×babadagensis Prodan
  • Pyrus ×bardoensis Dostálek
  • Pyrus betulifolia Bunge
  • Pyrus boissieriana Buhse
  • Pyrus bourgaeana Decne.
  • Pyrus bretschneideri Rehder
  • Pyrus browiczii Mulk.
  • Pyrus cajon Zaprjagaeva
  • Pyrus calleryana Decne.
  • Pyrus castribonensis Raimondo, Schicchi & Mazzola
  • Pyrus chosrovica Gladkova
  • Pyrus ciancioi P.Marino, G.Castellano, Raimondo & Spadaro
  • Pyrus communis L.
  • Pyrus complexa Rubtzov
  • Pyrus cordata Desv.
  • Pyrus cordifolia Zamani & Attar
  • Pyrus costata Sumnev.
  • Pyrus daralagezi Mulk.
  • Pyrus demetrii Kuth.
  • Pyrus elaeagrifolia Pall.
  • Pyrus elata Rubtzov
  • Pyrus eldarica Grossh.
  • Pyrus fedorovii Kuth.
  • Pyrus ferganensis Vassilcz.
  • Pyrus georgica Kuth.
  • Pyrus gergeriana Gladkova
  • Pyrus glabra Boiss.
  • Pyrus grossheimii Fed.
  • Pyrus hajastana Mulk.
  • Pyrus hakkiarica Browicz
  • Pyrus hopeiensis T.T.Yu
  • Pyrus hyrcana Fed.
  • Pyrus jacquemontiana Decne.
  • Pyrus ×jordanovii Dostálek
  • Pyrus ketzkhovelii Kuth.
  • Pyrus korshinskyi Litv.
  • Pyrus mazanderanica Schönb.-Tem.
  • Pyrus medvedevii Rubtzov
  • Pyrus megrica Gladkova
  • Pyrus ×michauxii Bosc ex Poir.
  • Pyrus neoserrulata I.M.Turner
  • Pyrus nivalis Jacq.
  • Pyrus nutans Rubtzov
  • Pyrus oxyprion Woronow
  • Pyrus pashia Buch.-Ham. ex D.Don
  • Pyrus pedrottiana Raimondo, Venturella & Domina
  • Pyrus phaeocarpa Rehder
  • Pyrus pseudopashia T.T.Yu
  • Pyrus pyrifolia (Burm.f.) Nakai
  • Pyrus raddeana Woronow
  • Pyrus regelii Rehder
  • Pyrus sachokiana Kuth.
  • Pyrus salicifolia Pall.
  • Pyrus sicanorum Raimondo, Schicchi & P.Marino
  • Pyrus ×sinkiangensis T.T.Yu
  • Pyrus sogdiana Kudr.
  • Pyrus sosnovskyi Fed.
  • Pyrus spinosa Forssk.
  • Pyrus syriaca Boiss.
  • Pyrus tadshikistanica Zaprjagaeva
  • Pyrus takhtadzhianii Fed.
  • Pyrus tamamschiannae Fed.
  • Pyrus terpoi Arrigoni
  • Pyrus theodorovii Mulk.
  • Pyrus trilocularis D.K.Zang & P.C.Huang
  • Pyrus turcomanica Maleev
  • Pyrus tuskaulensis Vassilcz.
  • Pyrus ussuriensis Maxim.
  • Pyrus vallis-demonis Raimondo & Schicchi
  • Pyrus ×vavilovii Popov
  • Pyrus voronovii Rubtzov
  • Pyrus vsevolodovii T.S.Heideman
  • Pyrus xerophila T.T.Yu
  • Pyrus yaltirikii Browicz
  • Pyrus zangezura Maleev

Karazana famboly

[hanova | hanova ny fango]

Karazana poara enina no famboly:

  • Pyrus communis L.
    • Pyrus communis subsp. pyraster L.
    • P. communis susp. caucasica (Fed) Browicz
  • Pyrus pyrifolia (Burm.f.) Nakai
  • Pyrus ussuriensis Maxim.
  • Pyrus bretschneideri Rehder
  • Pyrus sinkiangensis Y.T. Yu.
  • Pyrus pashia P. Don.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]