fonosina
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Bika matoanteny
fonosina
- Entina ilazana zavatra izay asiana fonony na zavatra manodidina azy tanteraka.
- Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava.
- Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro.