Dimy
Fiseho
Ny dimy dia isa nanahary manaraka ny efatra ary arahin' ny enina. Ny tarehimarika 5 no maneho azy. Isa tsy azo tsinjaraina izy io. Ny olombelona sy ny biby maro hafa dia manana rantsan-tanana dimy sy rantsan-tongotra dimy eo amin' ny rantsam-batany.
Kolontsaina
[hanova | hanova ny fango]Ohabolana
[hanova | hanova ny fango]- Mitabataba tonga rafozana, akoho iray no vonoina, ka dimy no mamono.
- Folo lahy namangy aretina: ny dimy ti-hivilomany, ny dimy ti-hifatesany.
- Lon-damba sy fahenim-bary: izay maharitra no dimy andro.
- Ny toko dimy samy manana ihany.
- Toy ny ondrindrano, lefona dimy, fampohaza iray, famaky iray, ireo no nentina, nefa nosorohin' Itsaramanampy, ka tonga any an-karona fihazana.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- aotra/zerô - isa/iray/iraika - roa - telo - efatra - dimy - enina - fito - valo - sivy
- folo - roapolo - telopolo - efapolo - dimampolo - enimpolo - fitopolo - valopolo - sivifolo
- zato - arivo - alina - hetsy - tapitrisa - lavitrisa
- Fanisana amin' ny teny malagasy - isa - tarehimarika - mpamaritra isa
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- "Manisa", motmalgache.org
- "malgache Nombres Apprenez à compter", www.masteranylanguage.com