Hankany amin'ny vontoatiny

Hawaii

Avy amin'i Wikipedia
Hawaii
Image Image
Image

I Hawaii dia fanjakana mikambana amin' i Etazonia, ny renivohiny dia i Honolulu. Misy mponina 1 283 388 any.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Izy no hany fanjakana amerikanina any ivelan'ny kaontinanta amerikana avaratra, satria any Oseania izy ary ahitana vondronosy misy nosy 137.

Ny nosy lehibe valo dia Niihau, Kauai, Molokai, Lanai, Kahoolawe, Maui, Hawaii, ary Oahu, izay misy ny renivohitra Honolulu. Ny vondronosy dia anisan'ny Pôlinezia ary hita any afovoan'ny Oseana Pasifika Avaratra, 3 792 km andrefana-atsimo-andrefan'i Los Angeles ary 5 713 km atsinanan'i Hokkaido, Japan

Nozanahin'i Image Etazonia tamin'ny 7 Jolay 1898 ilay rojo nosy, ary tamin'ny 1959 dia lasa fanjakana faha-50 sady zandriny indrindra tao Etazonia tamin'ny maha-Fanjakan'i Hawaii azy.

Jereo koa/Lahatsoratra ilaina

[hanova | hanova ny fango]
Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.