Chicago
Fiseho
Chicago
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Isan'ny mponina | 2,746,388 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | Illinois | ||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Chicago | ||

Chicago , dia tanàna lehibe ao amin'ny fanjakan'i Illinois, ao
Etazonia
.
Manana mponina 2.746.388 izy (tamin'ny taona 2020) (mponina 9.618.502 ao amin'ny faritra metropolitanina) ao anatin'ny velaran-tany 606.1 km².
Eo amin'ny Farihin'i Michigan no misy an'i Chicago.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Voaforona ilay tanàna tamin' ny taona 1770.