Taipei
Fiseho
Taipei
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Isan'ny mponina | 2 630 515 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | Taiwan | ||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Taipei 臺北市, 台北市 táibĕi shì Tâi-pak | ||
I Taipei (sinôgrama : 臺北市 ; sinôgrama notsorana : 台北市 ; hanyu pinyin : táibĕi shì ; taiwaney : Tâi-pak) dia tanàna ary renivohin'i Taiwan. Misy olona 2.630.515 no miaina tany tamin'ny 2008. Io ny renivohitra ara-pôlitika sy ara-toe-karen'i nosy ny Taiwan.
