Hankany amin'ny vontoatiny

Liverpool

Avy amin'i Wikipedia

53°24′N 02°59′W / 53.400°N 2.983°W / 53.400; -2.983

Liverpool
- Image
Image
VelarantanyNC
Isan'ny mponina496,770
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
FirenenaImage Angletera, Image Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
FaritanyMerseyside
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Liverpool dia tanàna seranan-tsambo sy distrika metropolitan any Merseyside, Image Angletera. Eo amin'ny ilany atsinanan'ny Estuary Mersey no misy azy io, akaikin'ny Ranomasina Irlandy, 286 km avaratrandrefan'i Londona. Miaraka amin'ny mponina 496,770 (tamin'ny 2022), Liverpool no tanàna fahadimy lehibe indrindra ao amin'ny Fanjakana Mitambra.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]