Hankany amin'ny vontoatiny

Piemonte

Avy amin'i Wikipedia

45°05′N 07°41′E / 45.083°N 7.683°E / 45.083; 7.683

Piemonte
Image
Velarantany25,399,83 km2
Haavo
Isan'ny mponina4,256,350
Ben'ny tanàna
FirenenaImage Italia
Fanjakana
Faritany
FaritraImage Piemonte
Tanàna mifanolo-bodirindrinaPiemonte
Image

I Piemonte dia faritra any avaratrandrefan'i Image Italia misy mponina 4.256.350 ary 25.399.83 km² ny faritra lehibe indrindra amin'ny tanibe italiana amin'ny lafin'ny velarantany.

Piedmont dia manamorona an'i Image Soisa any avaratra ary Image Frantsa any andrefana

Tanàna: Torino

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Fiat, Olivetti

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]